Salamo 57:11 MG1865

11 Misandrata any ambonin'ny lanitra Hianao, Andriamanitra ô; aoka ho ambonin'ny tany rehetra ny voninahitrao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 57

Jereo Salamo 57:11 amin'ny teny manodidina.