6 Efa namela-pandrika harato haningotra ny diako izy, ary nampitanondrika ny fanahiko; nihady lavaka teo anoloako izy, kanjo ny tenany ihany no latsaka ao anatiny.
Vakio ny toko manontolo Salamo 57
Jereo Salamo 57:6 amin'ny teny manodidina.