Salamo 6:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira. Nampiarahina amin'ny valiha. Al-hasheminith. Salamo nataon'i Davida. Jehovah ô, aza ny fahatezeranao no ananaranao ahy, ary aza ny fahaviniranao no amaizanao ahy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 6

Jereo Salamo 6:1 amin'ny teny manodidina.