Salamo 60:6 MG1865

6 Andriamanitra niteny tamin'ny fahamasinany hoe: hifaly Aho ka hizara an'i Sekema; ary ny lohasahan'i Sokota horefesiko;

Vakio ny toko manontolo Salamo 60

Jereo Salamo 60:6 amin'ny teny manodidina.