Salamo 61:4 MG1865

4 Aoka hitoetra ao an-tranonao mandrakizay aho; aoka hialoka ao ambanin'ny fanomban'ny elatrao aho,

Vakio ny toko manontolo Salamo 61

Jereo Salamo 61:4 amin'ny teny manodidina.