Salamo 62:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon'i Davida. Andriamanitra tokoa no iantombenan'ny fanahiko; avy aminy ny famonjena ahy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 62

Jereo Salamo 62:1 amin'ny teny manodidina.