Salamo 63:1 MG1865

1 Salamo nataon'i Davida, fony tany an-efitr'i Joda izy. ANDRIAMANITRA ô, Andriamanitro Hianao; mitady Anao fatratra aho; mangetaheta Anao ny fanahiko, maniry Anao ny nofoko, eto amin'ny tany maina sy mangentana tsy misy rano;

Vakio ny toko manontolo Salamo 63

Jereo Salamo 63:1 amin'ny teny manodidina.