Salamo 65:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira.Salamo nataon'i Davida. Tonon-kira. Ho anao ny fanginana sy ny fiderana, Andriamanitra any Ziona ô, ary aminao no anefana ny voady.

Vakio ny toko manontolo Salamo 65

Jereo Salamo 65:1 amin'ny teny manodidina.