13 Rakotra ondry ny saha; ary voasarona vary ny lohasaha: mihoby izy, eny, mihira koa.
Vakio ny toko manontolo Salamo 65
Jereo Salamo 65:13 amin'ny teny manodidina.