Salamo 66:12 MG1865

12 Efa nampandeha ny olona hanitsaka ny lohanay Hianao; nandeha namaky ny afo sy ny rano izahay; fa nitondra anay nivoaka ho amin'ny fitahiana mahatretrika Hianao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 66

Jereo Salamo 66:12 amin'ny teny manodidina.