Salamo 66:19 MG1865

19 Kanefa efa nihaino tokoa Andriamanitra; efa nihaino ny feon'ny fivavako Izy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 66

Jereo Salamo 66:19 amin'ny teny manodidina.