Salamo 67:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha. Salamo. Tonon-kira. Andriamanitra anie hamindra fo aminay sy hitahy anay; hampamirapiratra ny tavany aminay anie Izy;

Vakio ny toko manontolo Salamo 67

Jereo Salamo 67:1 amin'ny teny manodidina.