Salamo 68:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Tonon-kira. Aoka hitsangana Andriamanitra, ka hiely ny fahavalony; ary aoka izay mankahala Azy handositra ny tavany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 68

Jereo Salamo 68:1 amin'ny teny manodidina.