Salamo 68:4 MG1865

4 Mihirà ho an'Andriamanitra, mankalazà ny anarany; manamboara lalana ho an'izay mitaingina mamaky ny efitra Jehovah no anarany ary mifalia eo anatrehany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 68

Jereo Salamo 68:4 amin'ny teny manodidina.