Salamo 69:28 MG1865

28 Aoka hovonoina tsy ho eo amin'ny bokin'ny velona ny anarany, ary aoka tsy hosoratana eo amin'ny marina.

Vakio ny toko manontolo Salamo 69

Jereo Salamo 69:28 amin'ny teny manodidina.