Salamo 70:5 MG1865

5 Fa izaho dia ory sy malahelo; faingàna hankatỳ amiko, Andriamanitra ô; Mpamonjy sy Mpanafaka ahy Hianao; aza ela, Jehovah ô.

Vakio ny toko manontolo Salamo 70

Jereo Salamo 70:5 amin'ny teny manodidina.