Salamo 72:16 MG1865

16 Hahavoka-bary betsaka ny tany na dia any an-tampon'ny tendrombohitra aza; hirondrona tahaka ny any Libanona ny fahavokarany; ary ny ao an-tanàna hidokadoka tahaka ny ahitra amin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 72

Jereo Salamo 72:16 amin'ny teny manodidina.