15 Hianao namaky ny vatolampy hamoaka loharano sy ony; Hianao nahatankina ny ony tsy mety ritra.
Vakio ny toko manontolo Salamo 74
Jereo Salamo 74:15 amin'ny teny manodidina.