Salamo 75:8 MG1865

8 Fa misy kapoaka eo an-tànan'i Jehovah, feno divay mandroatra miharoharo zavatra iny, ka ampisotroany; eny, ny ratsy fanahy rehetra amin'ny tany dia hitroka ny faikany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 75

Jereo Salamo 75:8 amin'ny teny manodidina.