Salamo 76:11 MG1865

11 Mivoadia, ka efao ny voadinareo amin'i Jehovah Andriamanitrareo; aoka izay rehetra manodidina Azy hitondra fanatitra ho an'Izay mahatahotra.

Vakio ny toko manontolo Salamo 76

Jereo Salamo 76:11 amin'ny teny manodidina.