Salamo 77:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon'i Asafa. Ny feoko dia mankany amin'Andriamanitra, ka mitaraina aho; eny, ny feoko mankany amin'Andriamanitra, ka mihaino ahy Izy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 77

Jereo Salamo 77:1 amin'ny teny manodidina.