Salamo 77:18 MG1865

18 Ny fikotrokotroky ny kotrokorana dia teo amin'ny tadio; nahazava izao rehetra izao ny helatra; nihovotrovotra sy nihorohoro ny tany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 77

Jereo Salamo 77:18 amin'ny teny manodidina.