1 Maskila nataon'i Asafa. Henoy ny lalàko, ry oloko; atongilano ny sofinareo amin'ny tenin'ny vavako.
Vakio ny toko manontolo Salamo 78
Jereo Salamo 78:1 amin'ny teny manodidina.