Salamo 78:31 MG1865

31 Dia nirehitra taminy ny fahatezeran'Andriamanitra, ka nahafatesany ny tremalahy teo aminy, ary naripany ny zatovolahin'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Salamo 78

Jereo Salamo 78:31 amin'ny teny manodidina.