Salamo 78:50 MG1865

50 Namboatra lalana ho an'ny fahatezerany Izy, ary tsy niaro ny fanahin'ireo tamin'ny fahafatesana, fa nanolotra ny ainy ho lanin'ny areti-mandringana;

Vakio ny toko manontolo Salamo 78

Jereo Salamo 78:50 amin'ny teny manodidina.