Salamo 8:3 MG1865

3 Raha jereko ny lanitrao, izay asan'ny rantsan-tananao, sy ny volana aman-kintana, izay noforoninao,

Vakio ny toko manontolo Salamo 8

Jereo Salamo 8:3 amin'ny teny manodidina.