Salamo 80:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira. Al-shoshanim-edoth. Salamo nataon'i Asafa. Ry Mpiandry ny Isiraely ô, mihainoa, Hianao Izay mitondra an'i Josefa toy ny ondry; Hianao, Izay mipetraka amin'ny kerobima, mamirapiratra.

Vakio ny toko manontolo Salamo 80

Jereo Salamo 80:1 amin'ny teny manodidina.