Salamo 81:10 MG1865

10 Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao niakatra avy tany amin'ny tany Egypta; atanatanao ny vavanao, dia hofenoiko.

Vakio ny toko manontolo Salamo 81

Jereo Salamo 81:10 amin'ny teny manodidina.