Salamo 82:1 MG1865

1 Salamo nataon'i Asafa. Andriamanitra dia eo amin'ny fiangonan'Andriamanitra; ary eo amin'ireo andriamanitra no itsarany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 82

Jereo Salamo 82:1 amin'ny teny manodidina.