11 Fa Masoandro sy Ampinga Jehovah Andriamanitra; fahasoavana sy voninahitra no homen'i Jehovah; tsy hiaro zava-tsoa amin'izay mandeha amin'ny fahitsiana izy.
Vakio ny toko manontolo Salamo 84
Jereo Salamo 84:11 amin'ny teny manodidina.