Salamo 84:3 MG1865

3 Eny, ny tsikirity mahita trano, ary ny sidintsidina mahita akany ho azy hametrahany ny zanany. Dia ny alitaranao, Jehovah, Tompon'ny maro ô, Mpanjakako sy Andriamanitro.

Vakio ny toko manontolo Salamo 84

Jereo Salamo 84:3 amin'ny teny manodidina.