1 Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'ny Koraita. Jehovah ô, efa naneho fitia tamin'ny taninao Hianao, Efa nampodinao Jakoba avy tamin'ny fahababoany.
Vakio ny toko manontolo Salamo 85
Jereo Salamo 85:1 amin'ny teny manodidina.