Salamo 85:7 MG1865

7 Asehoy anay ny famindram-ponao, Jehovah ô, Ka omeo anay ny famonjenao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 85

Jereo Salamo 85:7 amin'ny teny manodidina.