Salamo 86:17 MG1865

17 Anehoy famantarana ny ho soa aho, Mba ho hitan'izay mankahala ahy, ka ho menatra izy; Fa Hianao Jehovah ô, no namonjy sy nampionona ahy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 86

Jereo Salamo 86:17 amin'ny teny manodidina.