Salamo 86:5 MG1865

5 Fa Hianao, Tompo ô, no tsara sady mamela heloka Ary be famindram-po amin'izay rehetra miantso Anao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 86

Jereo Salamo 86:5 amin'ny teny manodidina.