Salamo 88:1 MG1865

1 Tonon-kira. Salamo nataon'ny Koraita. Ho an'ny mpiventy hira. Almahalath-leanoth. Maskila nataon'i Hemana Ezrahita. Jehovah ô, Andriamanitry ny famonjena ahy, Andro aman'alina no itarainako eo anatrehanao;

Vakio ny toko manontolo Salamo 88

Jereo Salamo 88:1 amin'ny teny manodidina.