Salamo 89:1 MG1865

1 Maskila nataon'i Etana Ezrahita. Ny famindram-pon'i Jehovah no hohiraiko mandrakizay; Hatramin'ny taranaka fara mandimby no hampahafantaran'ny vavako ny fahamarinanao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 89

Jereo Salamo 89:1 amin'ny teny manodidina.