Salamo 89:17 MG1865

17 Fa voninahitry ny heriny Hianao; Ary amin'ny fankasitrahanao no hisandratan'ny tandrokay.

Vakio ny toko manontolo Salamo 89

Jereo Salamo 89:17 amin'ny teny manodidina.