Salamo 9:9 MG1865

9 Ka dia Jehovah no ho fiarovana avo ho an'ny mahantra, ho fiarovana avo amin'ny andro fahoriana Izy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 9

Jereo Salamo 9:9 amin'ny teny manodidina.