Salamo 90:10 MG1865

10 Fito-polo taona no andron'ny taonanay Ary raha tàhiny mateza aza, dia valo-polo taona, Nefa fahasasarana sy zava-poana ny voninahiny, Fa mihelina faingana izany, ka lasa manidina izahay.

Vakio ny toko manontolo Salamo 90

Jereo Salamo 90:10 amin'ny teny manodidina.