1 Jehovah no Mpanjaka mitafy voninahitra Izy; Jehovah mitafy, eny, misikina hery Izy; Ary izao rehetra izao nampitoerina ka tsy hihetsika.
Vakio ny toko manontolo Salamo 93
Jereo Salamo 93:1 amin'ny teny manodidina.