Salamo 93:4 MG1865

4 Mihoatra noho ny rano sady be no mahery, Eny, mihoatra noho ny onjan-dranomasina lehibe, Ny voninahitr'i Jehovah any amin'ny avo.

Vakio ny toko manontolo Salamo 93

Jereo Salamo 93:4 amin'ny teny manodidina.