Salamo 95:8 MG1865

8 Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tao Meriba, Sy tahaka ny tamin'ny andro tao Masa fony tany an-efitra,

Vakio ny toko manontolo Salamo 95

Jereo Salamo 95:8 amin'ny teny manodidina.