Salamo 96:8 MG1865

8 Manomeza an'i Jehovah ny voninahitry ny anarany; Mitondrà fanatitra, ka mankanesa eo an-kianjany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 96

Jereo Salamo 96:8 amin'ny teny manodidina.