Salamo 97:2 MG1865

2 Rahona sy aizim-pito no manodidina Azy Fahamarinana sy fitsarana no fanorenan'ny seza fiandrianany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 97

Jereo Salamo 97:2 amin'ny teny manodidina.