Salamo 98:1 MG1865

1 Fihirana. Mihirà fihiram-baovao ho an'i Jehovah; Fa efa nanao fahagagana Izy; Ny tanany ankavanana sy ny sandriny masina no nahavitany famonjena.

Vakio ny toko manontolo Salamo 98

Jereo Salamo 98:1 amin'ny teny manodidina.