Salamo 1:1 MG1865

1 Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin'ny lalana falehan'ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin'ny fipetrahan'ny mpaniratsira;

Vakio ny toko manontolo Salamo 1

Jereo Salamo 1:1 amin'ny teny manodidina.