Salamo 1:2 MG1865

2 Fa ny lalàn'i Jehovah no sitrany; eny ny lalàny no saintsaininy andro aman'alina.

Vakio ny toko manontolo Salamo 1

Jereo Salamo 1:2 amin'ny teny manodidina.