Salamo 1:3 MG1865

3 Dia tahaka ny hazo ambolena eo amoron'ny rano velona izy, izay mamoa amin'ny fotoany, ny raviny koa tsy mba malazo; ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa.

Vakio ny toko manontolo Salamo 1

Jereo Salamo 1:3 amin'ny teny manodidina.