Salamo 1:5 MG1865

5 Ary noho izany ny ratsy fanahy dia tsy hahajanona eo amin'ny fitsarana, na ny mpanota eo amin'ny fiangonan'ny marina.

Vakio ny toko manontolo Salamo 1

Jereo Salamo 1:5 amin'ny teny manodidina.